| Teny iditra | 1 mikitroka |
| Fototeny | 2 kitroka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Mihidy vazana mampiady ny nify: Matetika rehefa marary mafy ny olona, mikitroka ny nifiny
9 Mifanety be, matevina: Any atsinanana, mikitroka ny ala ~ Mikitroka ny haizina 10 Midilotra (nify): Mikitro-nify izy noho ny hatezerana 11 Mandà tsy hanao, mitokona: Mikitroka foana io zaza io rehefa ampanaovin-javatra [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
12 to be thick or close together, to be obstinate
13 to gnash the teeth [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
14 être serré, épais; s'obstiner;
15 grincer des dents [1.8] |
| Tovy hevitra | 16 mikitronify |
| Fikambanana | 17 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mikitroka |
| Fivaditsoratra | 18 mikatroky, mikitroka, 19 mikotrika |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|