|
|
|
|

Teny iditra1  mikivilivily
Fototeny  2  kivilivily
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Mihetsika misesy mankatsy sy mankaroa, misavilivily, mikapilipily: Mikavilivily lava ny kapilin' ny famantaranandro lehibe ao an-trano fandraisam-bahiny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  to oscillate as a pendulum; to swing as the arms in walking [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  Osciller, se balancer, marcher en zigzag: Mikivilivily ny sandriny raha mandeha izy (Il balance les bras en marchant) ~ Mikivilivily lava ny kapilin' ny famantaranandro lehibe (Le balancier d’une pendule oscille continuellement) [1.3#341]
7  osciller comme une balançoire; balancer les bras en marchant [1.8]
Ohatra  8  Reniny mifono lamba, lanjaina amin' ny bao tokana sy mikivilivily no iherikerehany matetika. [2.470#]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/28