| Teny iditra | 1 mikoa |
| Fototeny | 2 koa |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
7 Mianjera mikororosy eo an-toerana: Mikoa ny ampiantany
8 Midaboka rehefa avy miendaka: Mikoa ny lalotra ka soloy. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 to cave in, to fall off in pieces
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 S’ébouler, tomber par plaques, par pièces: Nikoa ny fefiloha (La digue s’est éboulée) ~ Mikoa miendaka ny lalotra (Le crépissage tombe par plaques)
[1.3#343] 11 s'ébouler, s'écrouler; tomber par pans ou par plaques [1.8] |
| Ohatra |
12 Ny rindrina dia tombon-tany efa mikoa.
[2.499#]
13 Fa vato kely an-dava-drindrina ihavanao, Ary tany mena mikoa isakaizanareo; [1.437#] |
| Mpanahaka | 14 Mihetsaka, 15 miletsy |
| Fikambanana | 16 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mikoa |
| Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 18 kamiô, 19 kamoy, 20 makio, 21 miako, mikoa, 22 moaky |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|