|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mikobaba
Fototeny  2 kobaba
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Miteny na manao zavatra maika sady mitabataba; mihavatravatra: Tonga ilay mpitaky trosa ka nikobaba eran' ny trano Rasoa [1.1]

Teny iditra (2/2) 9  mikobabà
Fototeny  10 kobaba
Sokajin-teny  11  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikobaba [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  12 mibaboka, 13 mibobaka, mikobabà, mikobaba

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19