|
|
|
|

Teny iditra1  mikobabaka
Fototeny  2  kobabaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Mimenomenona sy mikorataba noho ny fahavoazana nihatra tamin' ny tena: Manao zavatra, lingitra erỳ; ka voa vao mikobabaka
5  Manao zavatra dodo-na erỳ noho ny fitiavana na fanajana: Tonga ny rafozany ka nikobabaka eran' ny trano izy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6  S'empresser par affection ou par respect, s'agiter: Tonga vahiny izy ka mikobabaka eran' ny trano (Il a reçu un hôte et s’agite dans la maison pour le servir) [1.3#343]
Ohatra  7  Tsy mbola lasa, lehiroa, fa aza mikobabaka. [2.528#]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/28