|
|
|
|

Teny iditra 1  mikodia
Fototeny  2 kodia
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mianjera dia mivadibadika, mihodinkodina: Latsaka teto ny volako dia nikodia tany ambany latabatra
9 Mandeha mivarimbarina: Saika tratran' ny fokonolona ilay mpangalatra ka nikodia tany anaty hady tany
10 Mivarina amin' ny tany: Nahoana no avala hikodia eto toy izao ity marary ity?
11 Mitambotsotra, mivarina, mikororosy, mandrorona [1.1]
Mpanahaka  12  mikodingy, 13  mikororosy, 14  mikorotsaka
Fikambanana  15  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mikodia

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22