|
|
|
|

Teny iditra 1  mipelipelika
Fototeny  2 pelipelika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mihetsiketsika, mikivilivily atsỳ sy arỳ: Mipelipelika foana ny rambon' ilay alika isaky ny manatona aho
9 Tsy mipetraka tsara fa mihetsiketsika mankatsy mankaroa, mikofokofoka: Aza mipelipelika toy izao, rankizy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to struggle, to shuffle, to be wanton; to wag, as the tail. [1.2]
11 to wag [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 s'agiter en divers sens, remuer, se remuer, faire des mouvements lascifs: Mipelipelika lalandava ny rambon' io alika io (La queue de ce chien remue continuellement) / Aza mipelipelika toy izany, rankizy (Enfants, ne vous remuez pas tant) [1.3]
13 s'agiter, se remuer comme la queue d'un chien [1.8]
Ohatra  14  Mipelipelika|mipelipelika ny famantaranavaratra. Izany hoe Mipelipelika|mipelipelika toy izany koa ny sambolay. [2.471#72]
Tovy hevitra  15 mipelika
Mpanahaka  16  mihavatravatra, 17  Mihefikefika, 18  mikofokofoka, 19  mitrifantrifana
Ohabolana  20  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22