Teny iditra |
mikohaka
(kohaka)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mamoaka feo mafy sy tampoka ateraky ny rivotra avy any an-tratra fa misy marary any amin' ny havokavoka na ny lalan-drivotra [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To cough [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Tousser [1.3, 1.8]
|
| Fig. appeler en toussant. [1.3]
|
Ohatra |
1 | Somary mikohaka kely izany izy eto.
[2.245]
|
2 | Ny zazakely voan'ny pneumonia matetika dia tsy mikohaka;
[2.424]
|
3 | Lord Glenely no tsy mba avy nanatrika anareo eto, mikohaka izy.
[2.366]
|
|
Voambolana |
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mikohaka |
Ny lasa : |
nikohaka |
Ny hoavy : |
hikohaka |
Filaza mandidy : |
mikohafa |
|
|