|
|
|
|

Teny iditra 1  kohaka
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  23 Feo mafy sy tampoka ateraky ny rivotra avy any an-tratra fa misy marary any amin' ny havokavoka, na any amin' ny lalan-drivotra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  24 a cough [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  25 toux [1.54, 1.8]
Ohatra  26  Mba hisorohana ny kohaka dia aza mifoka sigara. [2.424#]
27  Niantra azy ireo ny kohaka sy serisery mpahazo azy ireo fahiny. [2.470#]
28  Nitombo be ny kohaka sy ny hafanan' I Solo iny alina iny, sempotra be ny fiainany. [2.472#]
Voambolana  29  Fahasalamana 30  Feo
Fikambanana  31  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 5 misy ny teny hoe kohaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19