Teny iditra | 1 mikoka (koka) |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Miantso (fampiasa indrindra raha miantso omby any an' efitra) [1.1] 4 Miantso [1.78] |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 8 kimoka, mikoka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |