|
|
|
|

Teny iditra 1  mikolelaka
Fototeny  2 kolelaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mila fitia amin' ny dokadoka, maneho fiforetahana ambany dia ambany amin' ny olona iray dokadokafana; misolelaka [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20