Teny iditra | kolelaka (lelaka (lela)) | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Filana fitia amin' ny dokadoka; fiforetana mampiseho fahambaniana; solelaka [1.1] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Adulations, bassesses, flagornerie [1.3] | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/22 |