|
|
|
|

Teny iditra 1  mikomy
Fototeny  2 komy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manongana ny lalàna mifehy ny tany, miray tetika mba handroba ny fahefampanjakana: Tsy nanaiky ny hozanahin' ny Frantsay ny Malagasy raha vao resiny volana vitsivitsy ka nikomy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to rebel [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 se révolter, s'insurger; se rebeller [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20