|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  komy
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  10 Fanoherana ny fahefana misy, famelezana amin' ny fiadiana noho ny tsy fanekena na fivadihana, fiodinana, firaisan-tetika mba hanongam-panjakana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  11 action de passer à l'ennemi, de trahir, de s'opposer à l'autorité, de comploter, de s'insurger [1.3]
Ohatra  12  ny komy izy, ireo no anarany, koanefa izy ireo, natao gadralava, ka natao teo atsimon'Antsabotsy; [2.59#]

Teny iditra (2/2) 13  komy
Sokajin-teny  14  anarana
Fanazavàna teny frantsay  15 Nom donné à des arbres qui symbolisent le passage à l'insurrection. On en distingue deux :
16 [Sihanaka] Calliandra alternans Benth. (Fabaceae). Nom attesté par Botoalina, Garde Principal des Eaux et Forêts. Noté par Boiteau, Herbier Jard. Bot. Tananarive 2201.
17 [Bezanozano] forme d'altitude de Calliandra thouarsiana Baill. (Fabaceae).
18 Ces deux arbres croissent dans les régions situées aux confins des hauts plateaux et de la forêt orientale, zones qui ont toujours été le refuge des irréguliers, des voleurs de boeufs, etc. D'où probablement leur nom. [1.196]
Voambolana  19  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  komy, 22 miko, 23 moky

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19