|
|
|
|

Teny iditra 1  mikonjo
Fototeny  2 konjo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Ohatra  7  Maraina miasa any Tsaralalana, ny tolakandro mianatra any Ambodifilao, ny hariva mikonjo ao an-trano na mamonjy eny Ambatomena amin' ny Foibem-pikoloana amerikana. [2.4#17]
8  Tsy niteny I Bory, fa dia namioka tamim-pilaminana, tamim-pilantoana, ohatra ny olona manao zavatra mikonjo sy mikaly fatratra. [2.472#66]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20