|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mikononkonona (kononkonona)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  Manafinafina, manakontakona 4  Manao zavatra an-takona, an-katakonana [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)9  mikononkonòna (kononkonona)
Sokajin-teny  10  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikononkonona
Fanazavàna teny malagasy  11  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  12  [1.3]
Tsanganana sy sary iray takila  13  Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra

Fivaditsoratra  14  mikononkonona, mikononkonòna, mikononkonona, mikononkonòna

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20