Teny iditra | 1 mikopaka |
Fototeny | 2 kopaka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Mihetsiketsika tsofin' ny rivotra: Mikopaka ny saina 5 Manetsiketsika ny elany (vorona): Mikopaka elatra ny vorona rehefa manidina 6 Misy kopaka: Tokony ho natao mikopa-droa ity varavarana ity fa lehibe loatra [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
7 to flap the wings; to wave something; to flap [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
8 agiter les ailes; agiter un mouchoir; s'agiter comme les battants d'une persienne [1.8] |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny mikopaka io |
Fivaditsoratra | 14 mikapoka, mikopaka, mpikaoka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |