|
|
|
|

Teny iditra 1  mikorapaka
Fototeny  2 korapaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Sady taitra no maika hanao, mirotoroto, dodona: Nikorapaka namonjy ny ronono nandroatra izy ka nianjera
9 Mivarina, mianjera, miantonta: Nisy nanenjika azy ka nikorapaka tany an-kady ny anao lahy [1.1]
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  11 mikarapoka, mikorapaka, 12 mpikaraoka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21