|
|
|
|

Teny iditra 1  mikotroka
Fototeny  2 kotroka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mipoaka, mirefotra: Mikotroka ny varatra ~ Mikotroka ny tafondro rehefa hanomboka ny matso
9 Mangotraka, mandevy: Efa mikotroka ny rano ka arotsahy amin' izay ny vary
10 Mianjera mitalakotrokotroka: Mikotroka ilay riana ao akaikinay ka tsy ahitana tory [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to thunder; to roar, as a cascade, etc [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 tonner; faire du bruit comme une cascade [1.8]
Voambolana  13  Feo
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  15 mikokotra, mikotroka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21