|
|
|
|

Teny iditra1  mikotroka
Fototeny  2  kotroka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Mipoaka, mirefotra: Mikotroka ny varatra ~ Mikotroka ny tafondro rehefa hanomboka ny matso
5  Mangotraka, mandevy: Efa mikotroka ny rano ka arotsahy amin' izay ny vary
6  Mianjera mitalakotrokotroka: Mikotroka ilay riana ao akaikinay ka tsy ahitana tory [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7  to thunder; to roar, as a cascade, etc [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8  tonner; faire du bruit comme une cascade [1.8]
Voambolana  9  Feo
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  14  mikokotra, mikotroka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20