|
|
|
|

Teny iditra 1  miladitra
Fototeny  2 laditra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mandeha na manao zavatra miadana dia miadana: Hosoloako mihitsy io mpiasa io fa miladitra loatra raha manao zavatra [1.1]
Tovy hevitra  9 meda, medameda, miadana, mikisinkisina, milasilasy, mitaredretra, mitavozavoza, mitsiredareda

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22