|
|
|
|

Teny iditra 1  milafika
Fototeny  2 lafika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Misy lafika: Tsy afaka manoratra aho raha tsy milafika ny taratasy
9 Milozoka, mikezaka: Milafika amin' ny fianarana Rakoto
10 Mijanona ela, mitoetra ela: Nilafika tao aminay nandritra ny iray volana io olona io [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to have a mat under; to stay on in someone's house [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 avoir une natte, dessous; rester longtemps chez les gens [1.8]
Ohatra  13  Trano zozoro milafika tsihy madinika no nitoerana. [2.113#]
14  Hitantsika amin' ny taratasy anefa, fa efa milafika eto an-tanàna ireo fahavalo; [2.587#]
Mpanahaka  15  Mifantsika, 16  mikely aina, 17  mimaso
Fikambanana  18  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny how milafika

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22