|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mifantsika
Fototeny  2 fantsika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Miraikitra amin' ny fantsika: Tsy mifantsika tsara ity sary ity izany
9 Milozoka, miraikitra: Mifantsika amin' ny fianarana marina ity zaza ity ka tsy mahagaga raha mahomby [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 To be nailed, nailed. [1.2]
11 to be fastened with nails [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 être cloué [1.8]
Ohatra  13  Nanomboka teo, dia nifantsika tao an-tsaiko ny hiasa an-tsambo mba ho tonga any Andafy. [2.471#32]
Mpanahaka  14  mifositra, 15  mifototra, 16  Mimaso
Fikambanana  17  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mifantsika

Teny iditra (2/2) 18  mifantsika
Fototeny  19 fantsika
Sokajin-teny  20  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
21  Ny ankehitriny :
22  Ny lasa :
23  Ny hoavy :
24  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny anglisy  25 to bend down so as to have the back hollow, to be hollow about the back. It is used of persons, oxen, or bent poles for carrying, or the covers of books curled up. Mihantsika and mitofantsika also used. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22