|
|
|
|

Teny iditra 1  milanto
Fototeny  2 lanto
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Milamina: Milanto erý ireto bokinao
9 Milahatra na voalahatra tsara ka tonga mahafinaritra ny maso na ny sofina, mirindra: Milanto erý ny fiteniny ka maha-te hihaino
10 Mifanaraka, mifankahazo: Milanto tsara ireto mpivady roa ireto [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 arranged [1.2]
12 to be well arranged; to get along together [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 être bien disposé; s'entendre [1.8]
Mpanahaka  14  Milahatra, 15  milamina, 16  mirindra

Fivaditsoratra  17 lamonty, 18 malonty, milanto

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22