| Teny iditra (1/2) | 1 milahatra |
| Fototeny | 2 lahatra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Mijoro manaraka tsipika mahitsy: Milahatra tsiroaroa ny mpianatra
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 to be in line, to stand in line
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 être en rang, alignés
[1.8] |
| Ohatra |
11 Voatirin-tsoavaly dimy aman' enina no mitsipara-kazo milahatra ao anaty tranoheva amin' ny ilany avaratra.
[2.470#151]
12 Ny faharoa milahatra amin' iny, fa avaratra kokoa, mirefy tokony ho 40 kilaometatra. [2.472#170] |
| Fikambanana | 13 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe milahatra |
| Teny iditra (2/2) | 14 milahatra |
| Sokajin-teny | 15 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
16 [Sihanaka] mitovy, sahala
[1.78] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|