Teny iditra milay (lay)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mandeha amin'ny sambo misy lay [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : milay
Ny lasa : nilay
Ny hoavy : hilay

Teny iditra milay (lay)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mividy zavatra ka atao trosa ny vidiny: Milay henan-kisoa roa kilao [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : milay
Ny lasa : nilay
Ny hoavy : hilay
Filaza mandidy : milaiza

Teny iditra milay
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Bara, Sakalava, Tanosy] mihazakazaka [1.78]

Teny iditra milay
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy (fiteny somary baranahiny) Tsara tarehy [1.1]

Teny iditra milay
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] Manao andolompo [1.78]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/08