Teny iditra milazalaza (lazalaza (laza))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Ohatra Fomban' ny mponina ambanivohitra ny milazalaza amin' ny manodidina raha tahiany misy hiakatra sy hiantsena salasalam-potoana amin' ny herinandro, ny iray na ny vitsivitsy amin' izy ireny. [2.470]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20