|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  milefa
Fototeny  2 lefa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 [Tanala] mandositra, mitsoaka mandositra, miafina: Milefa ny ampañatriny i Misy (mandositra ny mpampianany i Misy) [1.78]
9 [Tanosy] mandositra [1.78]
10 Lasa tsy tana, mandrongatra: Nilefa ilay boloky
11 Mandositra, lasa mihataka haingana tsy ho hita: Nilefa tao an-tranomaizina ny gadra roa lahy
12 Mitriatra, mirifatra, miridana: Nilefa nankany an-tSihanaka any izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  13 to run away, to escape [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  14 fuir, s'évader [1.8]
Fikambanana  15  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe milefa
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 17  milefà
Fototeny  18 lefa
Sokajin-teny  19  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao milefa [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Tsipelina hafa  20 milefasa

Fivaditsoratra  21 famely, 22 mifale, milefà, milefa

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19