| Teny iditra | 1 milefitra |
| Fototeny | 2 lefitra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Miforitra: Milefitra be ihany ity taratasy ity fa soloy
9 Manaiky, manoa, manaraka: Nilefitra ihany izy tamin' ny farany [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10 to bend, to yield
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 plier, ployer; se soumettre
[1.8] |
| Fikambanana | 12 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe milefitra |
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|