|
|
|
|

Teny iditra 1  milelaka
Fototeny  2 lelaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mampandalo ny lela eo ambony zavatra: Aza milela-tanana, ry Ikoto, fa tsy tsara
9 Mandokadoka fatratra sady tsy mendrika mba hahazoan-tsitraka: Loza iny mpiasa iny raha hilelaka lehibe
10 Mirehitra be ary mamoaka lelafo lava be toy ny lela mandrambotra izay azony: Efa niletakany lelafo vao tonga ny mpamonjy hain trano. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to lick with the tongue; to lap with the tongue [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 lécher, laper [1.8]
Fikambanana  13  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 4 misy ny teny how milelaka
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  15 Malkiela, 16 milalake, milelaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21