|
|
|
|

Teny iditra 1  lelaka
Fototeny  2 lela
Sokajin-teny  3  anarana
Haiendriteny 
4  Tsotra :
5  Tovonana :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  20 Fanakisahana sy fanafosafoana amin' ny lela
21 Fandokadokafana tsy mendrika mba hahazoan-tsitraka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  22 action de lécher, de laper
23 figuré: action de caresser, affection tendre [1.3]
Fikambanana  24  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny hoe lelaka

Fivaditsoratra  25 lakale, 26 lalake, 27 laleka, lelaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19