Teny iditra | 1 milenodenoka |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Maniry tsara, midokadoka mahafinaritra |
Ohatra |
4 [2.499#] Lemaka midadasika, lonaka, feno voly milenodenoka |
Fototeny | 5 lenodenoka |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |