Teny iditra | 1 miloloha |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mitondra (zavatra) eo ambony loha: Hitako niloloha sobiky nankany antsaha any izy Manampy, manohana havana sahirankirana: Iza indray no hiloioha ireo havam-badinao sahirana ireo raha tsy ianao Misahana zavatra betsaka maro karazana: Niloloha raharaha betsaka loatra izy. |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] to carry on the head |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] porter sur la tête |
Fototeny | 6 loloha |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny miloloha io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |