| Teny iditra | 1 milomy |
| Fototeny | 2 lomy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
7 [Antesaka] miray, milely
[1.78] 8 [Tanala] milely (biby amin'ny biby): Dokotra milomy an-drano asa fampitomboan-taranaka eo amin'ny biby na vorona samy vorona [1.78] 9 Miray (fiteny amin' ny biby) [1.1] 10 miray [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 s'accoupler
[1.13] |
| Voambolana | 12 Haibiby: (amin' ny ankapobeny) |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|