|
|
|
|

Teny iditra 1  milondolondo
Fototeny  2 londolondo
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Sorisorena, mavesabesatra toa ta hatory ny maso, tsy falifaly fa kamo
8 (andro) Mavesabesatra toa mampatory [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be sleepy, to nod [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 avoir sommeil, s'assoupir [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20