|
|
|
|

Teny iditra 1  londolondo
Fototeny  2 londo
Sokajin-teny  3  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  10 Tsy fahamiramiranana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 sleepiness [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 envie de dormir [1.8]
Ohatra  13  Tsy miova amin' ny londolondo mpahazo azy tany, ka sady mampitahotra no mampalahelo. [2.470#69]
Tovy hevitra  14 londo

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22