|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mimalo
Fototeny  2 malo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Matahotra ka mihemotra, tsy sahy mandroso na manao [1.1]

Teny iditra (2/2) 8  mimalo
Fototeny  9 malo
Sokajin-teny  10  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  11 [Sihanaka] manamarina [1.78]
Tovy hevitra  12 mitsabomalo

Fivaditsoratra  13 Lô-Ammì, 14 mamilo, 15 mamoly, 16 milamo, 17 miloma, mimalo

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22