|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  malo-
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe maloka

Teny iditra (2/3) 3  malo
Sokajin-teny  4  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  13 Saro-tahotra na saro-kenatra, voatanan' ny henamaso na ny tahotra [1.1]

Teny iditra (3/3) 14  malo
Sokajin-teny  15  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Fanazavàna teny malagasy  17 [Sihanaka] fahamarinana [1.78]
Fikambanana  18  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe malo

Fivaditsoratra  19 lamo, 20 loma, malo, 21 mola, môla

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/17