Teny iditra mimamamama (mamamama)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza zavatra mamoaka feo mafy, mifofofofo, mimaona: Misy matahotra, fa izaho kosa faly amin' ny fandrenesana izany riaka mimamamama izany [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mimamamama
Ny lasa : nimamamama
Ny hoavy : himamamama
Filaza mandidy : mimamamamà

Teny iditra mimamamamà (mamamama)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mimamamama [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20