Teny iditra (1/2) | 1 mimaona |
Fototeny | 2 maona |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Miriotra mafy, mandeha sady haingana no mafy: Nimaona niankandrefana any izy [1.1] |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 9 mimaonà |
Fototeny | 10 maona |
Sokajin-teny | 11 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mimaona |
Fanazavàna teny malagasy |
12 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
13 [1.3] |
Tsanganana sy sary iray takila |
14 Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra |
Fivaditsoratra | 15 mamoina, mamoinà, mimaona, mimaonà, miomana, miomàna, mamoina, mamoinà, mimaona, mimaonà, miomana, miomàna |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |