Teny iditra mimentsomentsona (mentsomentsona (mentsona))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: miteniteny [1.1]
Ohatra Dia miredonà ihany ny hira, vava foana anefa no mimentsomentsona, fa ny tafan' ny fo hafa dia hafa. [2.499]

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/02