Teny iditra mimeo (meo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manao feon-tsaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To meow [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Miauler [1.8]
Voambolana 
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mimeo
Ny lasa : nimeo
Ny hoavy : himeo

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20