Teny iditra mimiramirana (miramirana (mirana))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mifalifaly, miravoravo, misariadriaka [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mimiramirana
Ny lasa : nimiramirana
Ny hoavy : himiramirana
Filaza mandidy : mimiramiràna

Teny iditra mimiramiràna (miramirana (mirana))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mimiramirana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20