|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mimpody
Fototeny  2 ody
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 [Antambahoaka+Tanosy] miverina [1.78]
8 Miverina amin' ny toerana nielana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to return to its original state [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 revenir à son premier état [1.8]
Ohatra  11  Sahala amy ny sira latsaka an-drano ireny ka tsy mba mimpody intsony, fa maty avokoa, fa andeha hiakatra any an-tanàna isika. [2.293]
12  Tongotra mby an-dakana ny ahy ka tsy mba mimpody intsony. [2.324]
Fikambanana  13  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe mimpody
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 15  mimpody
Sokajin-teny  16  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  17 [Antambahoaka] maty [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21