|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  minantsanantsana (nantsanantsana)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Voambolana  3  Feo
Fanazavàna teny malagasy  4  Miteny somary mikiaka amim-pahatezerana, maneno mikarantsandrantsana: Ninantsanantsana ny bingona ka taitra daholo ny iray tanàna [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  to have a shrill sound, to make a sharp noise to be loud. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6  résonner fortement, retentir au loin; faire entendre une voix criarde [1.3#449]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  11  minantsana

Teny iditra (2/2)12  minantsanantsàna (nantsanantsana)
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao minantsanantsana
Fanazavàna teny malagasy  14  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  15  [1.3#449]
Tsanganana sy sary iray takila  16  Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra

Fivaditsoratra  17  minantsanantsana, minantsanantsàna, minantsanantsana, minantsanantsàna

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20