Teny iditra | minendonendo (nendonendo) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Mangirangirana, mandina, mihilontrilona: Minendonendo erỳ ny loha solan' i dadabe [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Greasy, oily, shining, as varnish, etc. [1.2] | |
Tovy hevitra | minendo | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
![]() |