|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mingonongonona
Fototeny  2  ngonongonona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Milaza na manonona teny tsy mazava tsara fa ao am-bava fotsiny [1.1]
5  to mutter, to grumble, to murmur [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  10  mingonona

Teny iditra (2/2)11  mingonongonòna
Fototeny  12  ngonongonona
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mingonongonona
Fanazavàna teny malagasy  14  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  15  [1.3]
Tsanganana sy sary iray takila  16  Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra

Fivaditsoratra  17  mingonongonona, mingonongonòna, mingonongonona, mingonongonòna

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20