|
|
|
|

Teny iditra 1  minia
Fototeny  2 nia
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manao an-tsitrapo: Ninia nanosika ahy fotsiny izao izy raha nandalo teo akaikiko [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to resolve on, to intend, to do a thing purposely, to determine. [1.2]
10 to do something intentionally [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 faire exprès [1.8]
Ohatra  12  Nahazo fahazarana amin' ny fisotroan-toaka izy ka toa minia mikimpy mihitsy ho amin' ny fahaverezany. [2.470#126]
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  14 aminy, 15 maiñy, minia

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21