|
|
|
|

Teny iditra 1  miofo
Fototeny  2 ofo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 (ho an' ny vorona) Mihintsana ny volo teo aloha ka misolo vaovao indray: Miofo ny fodilahy amin' ny fiandohan' ny fahavaratra
9 (ho an' ny bibikely): Miova toetra indroa na intelo ambara-pahatongany ho bibikely ary fomba: Miofo tonga angidina ny ondrindrano
10 Miova volo noho ny asan' ny rano manatsora ny lokon-damba: Aza afangaro amin' ny lamba hafa ity akanjo mena ity fa miofo
11 Miova loko noho ny hainandro [1.1]
12 miova loko, mihamatroka, mihavasoka [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  13 to scale off, to cast the skin or lough; to lose its colour, as a garment. [1.2]
14 to moult; to scale off; to fade (of colors) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  15 muer, changer de peau, de couleur, se faner [1.8]
16 décoloré [1.13]
Ohatra  17  miofo, izany hoe miova loko, noho ny hainandro. [2.313#]
18  Akipaho ny nofo, Avereno fa indrana, lamba mora miofo. [1.261#]
Tovy hevitra  19 miofy
Ohabolana  20  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22