|
|
|
|

Teny iditra 1  miofy
Fototeny  2 ofy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manala hoditra voankazo; mivaofy, manala kirany: Ny olona fadiranovana no miofy voankazo amin' ny vava. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to peel, to scale, to skin. [1.2]
Tovy hevitra  10 miofo
Fikambanana  11  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe miofy

Fivaditsoratra  12 mifoy, miofy

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22